• Zoma 15 Mey 2020
Any Ivelany.Burundi Noroahana ny solontenan’ny OMS

Nisaoran’ny fitondram-panjakana burundey mba tsy hilazana hoe noroahany tao amin’ity firenena afrikanina ity ireo solontenan’ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana na OMS ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Any Ivelany.Frantsa tao anaty fihibohana Olona 12 tapitrisa no very asa

Niala tanteraka ny fihibohana raha nihidy aman-trano nandritra ny 55 andro i Frantsa nanomboka omaly. Misokatra avokoa ireo toeram-pivarotana, sekoly, … ary afaka mifamezivezy an-kalahahana ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Mey 2020
Any Ivelany.Joe Biden kandida ho filoha Amerikanina Misy manenjika ho nanao fanararaotana ara-nofo

Na mbola ady tsy fanta-piafarana aza hatreto ny resaka Coronavirus, dia efa manomboka mifantoka amin’ny fifidianana Filoham-pirenena afaka enim-bolana ny any Etazonia firenena isan’ny be matin’io valanaretina io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Any Ivelany.Rosia 10 000 mahery iray andro, voa ny praiminisitra ...

Taorian’ny fotoana lava dia isan’ireo firenena tsy mba voakasika firy i Rosia, izay 2200 teo ny olona voa tany amin’ny faran’ny volana martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Any Ivelany.Eoropa Mihena ny isan'ny maty

Manomboka miala tsikelikely amin’ny fihibohana ny ankamaroan’ireo firenena any Eoropa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Any Ivelany.Etazonia Manana porofo mandetika an’i Chine…

Taorian’i Donald Trump dia nilaza ny lehiben’ny Diplaomasia Amerikanina Mike Pompeo omaly, fa manana porofo maneho fa nivoaka avy tao amina Laboaratoara any Wuhan Chine ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
FTT